Mont des Rochers-de-Naye
Nampidirin'i boych | 4 Mey, 2007Mazotoa
Nanomboka ny 8mars ka hatramin'ny 18 mars 2007 tetsy amin'ny palais d'exposition PALEXPO Genève Aéroport Cointrin ny salon de l'auto GENEVA 2007.
Fampiratiana fiara isankarazany, omeko anao an-tsary ny sombintsombiny.
Alefako tsikelikely eto iany ireo sary azoko miisa eo amin'ny 140 eo ho eo.
Adiny 5 teo ho eo no nandehandeanako tao amin'ny salon de l'auto, ka sary 300 teo ho eo no azoko ary ny 2/3 n'ny salon no vita. Ny salon des accessoires Auto no tsy voatsidika intsony dia voatery nody. Fa ny be mbola ho avy e!!
Mbola maro ireo sary ho avy fa sombintsombiny ihany ireo, isaky ny sary dia ho aseontsika ny marika sy ny mombamomba vitsivitsy mikasika azy...
raha manam-potoana aho moa ka haninona? lol
Boych *-
Raha mahaliana anao ny hiofana ho manam-pahaizana manokana momba ny Informatique Médicale eto Soisy dia eto Genève no misy ny foibe misahana azy.
Toerana: Oniversité Genève --> Jereo eto
Sampana: Departemanta Radiologie et Informatique médicale --> Jereo eto
Raha mikasa hangataka vatsim-pianarana --> Jereo eto
Raha misy fanontaniana manokana dia aza misalasala! Koa dia mirary soa ho anao Boych...
Boych dia monina ao Genève, Suisse.Manambady ary manan-janaka 3. Mpiofana ho manam-pahaizana manokana momba ny Teknolojia sy ny fitsaboana na ny "Informatique Médicale" ao amin'ny Oniversité Genève Soisy. Mianatra ihany koa momba ny Expertise et Ingénierie des Systèmes d'Informations en santé ao @ Université Méditérranéen de Marseille.
Tia mifanerasera sy mifanolo hevitra amin'ny sokajin'olona rehetra, koa manasa anao hitafa raha misy ny mahasoa.
Boych *-
(tohiny)