Fianarana momba ny Informatique Médicale

Nampidirin'i boych | 11 Mar, 2007

Raha mahaliana anao ny hiofana ho manam-pahaizana manokana momba ny Informatique Médicale eto Soisy dia eto Genève no misy ny foibe misahana azy.

Toerana: Oniversité Genève --> Jereo eto

Sampana: Departemanta Radiologie et Informatique médicale --> Jereo eto

Raha mikasa hangataka vatsim-pianarana --> Jereo eto

Raha misy fanontaniana manokana dia aza misalasala! Koa dia mirary soa ho anao Boych...