Mont des Rochers-de-Naye
Nampidirin'i boych | 4 Mey, 2007
toerana anisan'ny manintona pizaha tany eto Suisse ity faritry Rochers de Naye eto Montreux ity, havoana be mihoatra ny 2500m d'altitude, ahafahanao misakafo, manao ski rehefa ririnina ary koa moa dia toeram-pitsangatsanganana mahafinaritra rehefa été noho ireo "point de vue" maro dia maro ary mahafinaritra.
Mazotoa
Mazotoa